TENA FITIAVANA (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dyus TENA FITIAVANA
Tsy manisa heloka, na mitanisa ireo tsiniko
Fa mijery ny ao am-po, lefbafvr toy izany ianao ho ahy
Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana
Tsy ny fahamendrehana, na tononkira.serasera.org ndray maro ireo asa soa
Fa izay mankatoa am-po, izany no fitiavana
Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana
Fitiavana mitoetra, sy be famindram-po
Fitiavana mandevona ihany; izany no hitiavany ahy
Fa tinao xblton loatra aho e, ka maty ho ahy ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph d'AfVangy : 8291
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : aurelien rakotonirina
Daty : 05/09/2022 19:47