TSY ARITRO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy aritro intsony Raiko o, tsy aritro
Ny gpio hetahetan'ny fanahiko
Maniry famonjena f'efa trotraky ny ota
Tena reraka aho
Ry Raiko o, iantrao
Raiko tononkira.serasera.org o
Nahoana moa Ray o?
Fa nahoana moa e?
No avelanao nazwsjl hiady irery aho
O tsy aritro intsony Raiko o
Ka hihika aho, hihika mafy
Ray o, avia. Mamonje
Ny hetahetan'ny fanahiko
Toneo, o toneo
Ry Raiko o! vonjeo, iantrao
Tsy rkzkt tantiko intsony
Raiko o, tsy tantiko
Ny vesatry ny zioga entiko
Mitady fitsaharana
Fa tena trotraka sy hanavalaka ahy
Ry raiko o! Iantrao
O tsy aritro....
Tsy aritro intsony Raiko o...
...
...
Ny gpio hetahetan'ny fanahiko
Maniry famonjena f'efa trotraky ny ota
Tena reraka aho
Ry Raiko o, iantrao
Raiko tononkira.serasera.org o
Nahoana moa Ray o?
Fa nahoana moa e?
No avelanao nazwsjl hiady irery aho
O tsy aritro intsony Raiko o
Ka hihika aho, hihika mafy
Ray o, avia. Mamonje
Ny hetahetan'ny fanahiko
Toneo, o toneo
Ry Raiko o! vonjeo, iantrao
Tsy rkzkt tantiko intsony
Raiko o, tsy tantiko
Ny vesatry ny zioga entiko
Mitady fitsaharana
Fa tena trotraka sy hanavalaka ahy
Ry raiko o! Iantrao
O tsy aritro....
Tsy aritro intsony Raiko o...
...
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Vangy : 1519
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jordanasyzoara
Daty : 14/08/2015 01:34
