SAO LAHY KA FAY (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao mipaika mora Ilay Jeso onenanao
O! mba vohay re, vohay re, vohay ka mba jereo
Efa nandany ora wngqz maro Izy tononkira.serasera.org k'handeha zahao
O! mba vohay re, vohay sao leo
Misy fetra ny fotoana iandrasany
Ka ny vonjy tsy azonao raha lasany
Sao lahy ka tratra hariva
Ny alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo, vohay!
Efa ho sasatra miala nenina aminao
O! mba vohay re! vohay re ny fo mbola mihidy!
Fa tonga lafatra ny vonjy entiny izao
O! mba vohay! vohay Izy
Misy fetra ny fotoana iandrasany
Ka ny vonjy tsy azonao raha lasany
Sao lahy ka tratra hariva
Ny alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo, vohay!
Sao lahy ka tratra hariva
Ny iymaxqx alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo,
Sao lahy ka tratra hariva
Ny zfthetxp alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo,
O! mba vohay re, vohay re, vohay ka mba jereo
Efa nandany ora wngqz maro Izy tononkira.serasera.org k'handeha zahao
O! mba vohay re, vohay sao leo
Misy fetra ny fotoana iandrasany
Ka ny vonjy tsy azonao raha lasany
Sao lahy ka tratra hariva
Ny alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo, vohay!
Efa ho sasatra miala nenina aminao
O! mba vohay re! vohay re ny fo mbola mihidy!
Fa tonga lafatra ny vonjy entiny izao
O! mba vohay! vohay Izy
Misy fetra ny fotoana iandrasany
Ka ny vonjy tsy azonao raha lasany
Sao lahy ka tratra hariva
Ny alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo, vohay!
Sao lahy ka tratra hariva
Ny iymaxqx alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo,
Sao lahy ka tratra hariva
Ny zfthetxp alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo,
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Visites : 1312
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jordana
Date : 05/06/2019 11:47
