SAO LAHY KA FAY (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao mipaika mora Ilay Jeso onenanao
O! mba vohay re, vohay re, vohay ka mba jereo
Efa nandany ora maro Izy k'handeha zahao
O! mba vohay re, vohay sao leo
Misy fetra ny fotoana iandrasany
Ka ny vonjy tsy azonao raha lasany
Sao lahy ka tratra fajkhzcg hariva
Ny alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo, vohay!
Efa fnfsguwg ho sasatra miala nenina aminao
O! mba vohay re! vohay re ny fo mbola mihidy!
Fa tonga lafatra ny vonjy entiny tononkira.serasera.org izao
O! mba vohay! vohay Izy
Misy fetra ny fotoana iandrasany
Ka ny vonjy tsy azonao xiwjae raha lasany
Sao lahy ka tratra hariva
Ny alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo, vohay!
Sao lahy ka tratra hariva
Ny alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo,
Sao lahy ka tratra hariva
Ny alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo,
O! mba vohay re, vohay re, vohay ka mba jereo
Efa nandany ora maro Izy k'handeha zahao
O! mba vohay re, vohay sao leo
Misy fetra ny fotoana iandrasany
Ka ny vonjy tsy azonao raha lasany
Sao lahy ka tratra fajkhzcg hariva
Ny alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo, vohay!
Efa fnfsguwg ho sasatra miala nenina aminao
O! mba vohay re! vohay re ny fo mbola mihidy!
Fa tonga lafatra ny vonjy entiny tononkira.serasera.org izao
O! mba vohay! vohay Izy
Misy fetra ny fotoana iandrasany
Ka ny vonjy tsy azonao xiwjae raha lasany
Sao lahy ka tratra hariva
Ny alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo, vohay!
Sao lahy ka tratra hariva
Ny alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo,
Sao lahy ka tratra hariva
Ny alina indro efa madiva
O! vohay f'aza mba manamafy fo,
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 1351
Likes : 0 Like
Created by : jordana
Date : 05/06/2019 11:47
