FITAHIANA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

Ho tahiana izay matoky      
Lay Jehovah Ray Mpahary      
Manana 'lay Jeso zoky      
Mpikarakara tsy manary      

Eny hotahiana hatrany      
Zay rehetra tia ny Ray      
Na misy aza eto an-tany      
Tanikandro mahamay      

Ho tahiana ihany koa      
Reo izay mad├ála ny fitia      
Natolotr'ilay Tompo soa      
Zay mandra-maty ho doria      

Eny hotahiana hatrany      
Zay retononkira.serasera.orghetra tia ny Ray      
Na misy aza eto an-tany      
Tanikandro mahamay      

Ho tahiana lalandava      
Ho tahiana hoy ny teny      
Reo izay miaro tsy ho rava      
Voady masina 'zay nekeny      

Eny hotahiana hatrany      
Zay rehetra tia ny Ray      
Na misy aza eto an-tany      
Tanikandro mahamay

Eny hotahiana hatrany      
Zay rehetra tia ny Ray      
Na misy aza eto an-tany      
Tanikandro mahamay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Mpamaky : 82
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jordana
Tamin'ny : 19/07/2019 19:43:25
ID : 11903

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo