FITAHIANA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tahiana izay matoky  wocjdub      
Lay Jehovah Ray Mpahary      
Manana 'lay Jeso zoky      
Mpikarakara tsy manary      

Eny hotahiana hatrany      
Zay rehetra tia ny Ray      
Na misy aza eto an-tany      
Tanikandro mahamay      

Ho tahiana ihany koa      
Reo izay madàla ny fitia      
Natolotr'ilay Tompo soa      
Zay mandra-maty ho doria vppsaxf      

Eny hotahiana hatrany tononkira.serasera.org      
Zay rehetra tia ny Ray      
Na misy aza eto an-tany      
Tanikandro mahamay      

Ho tahiana lalandava      
Ho tahiana hoy ny teny      
Reo izay miaro tsy ho gghkdlqo rava      
Voady masina 'zay nekeny      

Eny hotahiana hatrany      
Zay rehetra tia ny Ray      
Na misy aza eto an-tany      
Tanikandro mahamay

Eny hotahiana hatrany      
Zay rehetra tia ny Ray      
Na misy aza eto an-tany      
Tanikandro mahamay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Visites : 1533
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jordana
Date : 19/07/2019 19:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324