ANDRIAMANITRA FITIAVANA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

Ry Andriamanitray o
Midera anao
Fa Tompo sy Mpamonjy
Mpamelona Ianao
Mpamela heloka
Sy Mpanavotr'aina koa

Nafoinao ny Zanakao Lahitokana
Hamonjy anay
Hanavotra sy hanaisotra
Ireo ota maro
Tsiky dia ampyIzay nangeja hatrizay

Izany Fitiavanao izany
Ry Ray o
Tsy ho anay irery ihany
Fa ho an'ny olona rehetra

Ry Andriamanitray o
Misaotra Anao izahay
Fa lehibe tokoa
Ny Fitiavanao
Ny Voninahitra anie
Ho Anao mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Mpamaky : 773
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jordanasyzoara
Tamin'ny : 09/08/2015 12:40:07
ID : 7627

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo