Feno loko (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangamanga ny andro, mavomavo masoandro
Feno loko, ny tontoloko, raha hosoranao ilay fitiavanao
Maintsomaintso ny hazo, menamena ilay taniko
Feno loko, ny tontoloko, raha afafinao zay ao vleov am-ponao
Fiv: Ianao ihany, ianao ihany, mitondra tselatra ato am-po
sy oram-baratra ato an-doha
Fantaro dia omeo valiny aho, lazao, zarao
Tsara hatrany ny zavaboary, raha miantoraka eo anilanao eo
Foana amzay zao ny ririnina, ugqtpumj mitsiry hatrany ny manodidina
Tsara hatrany, ny zavaboary, notondrahanao ny hatsaram-panahy
Fiv: woapxnl Ianao ihany, ianao ihany, mitondra tselatra ato am-po
sy oram-baratra ato tononkira.serasera.org an-doha

Fantaro dia omeo valiny aho, lazao, zarao,

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JohasinaHits : 869
Likes : 0 Like
Created by : johasinarison
Date : 08/01/2024 23:13