Feno loko (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lfwrhoch Mangamanga ny andro, mavomavo masoandro
Feno loko, ny tontoloko, raha hosoranao ilay fitiavanao
Maintsomaintso ny hazo, menamena ilay taniko
Feno loko, tononkira.serasera.org ny tontoloko, raha afafinao zay ao am-ponao
Fiv: Ianao ihany, ianao ihany, mitondra tselatra ato am-po
sy oram-baratra ato an-doha
Fantaro dia omeo valiny aho, lazao, zarao
Tsara hatrany ny zavaboary, raha miantoraka eo anilanao eo
Foana amzay zao ny ririnina, mitsiry hatrany ny manodidina
Tsara hatrany, ny zavaboary, notondrahanao ny hatsaram-panahy
Fiv: Ianao ihany, ianao lixco zgea ihany, mitondra tselatra ato am-po

Fantaro dia omeo valiny aho, lazao, zarao,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 867
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 08/01/2024 23:13