Aleoko Msintaka (Johane)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niezaka foana za nanao izay nety
Mba hahasambatra anao eny kely na vetivety !
Fa ela ihany ny ela izao sisa no iafarany
Izao ny fiainana tavela
‘Zaho mba nanofinofy sady mba nanantena
Fa rehefa feno ny rano
Tsy maintsy hitobaka ny rano amin’ny vera.

Dia aleoko misintaka, mikisaka
Tsy vitako ny antsika
Fa nomeko fahatokisana
F’ianao kay no namitaka
Izao lasa niparitaka ny saiko
Fa mody ataoko tsy halahelo anao za
‘Zao izao ny fianantsika vita
Ka aleoko za misintaka
Hadinoy ireo zavatra vitantsika hatramin’izay
Ny fiainako dia vitako f' ianao aza manahy
Dia mody ataoko hoe tsy tia anao za !
Nefa ny hariva…
Toa mahatsiaro malaheloelo anao za
Manantena fa rahampitso mbola hanadino anao ihany.

Milamila anao ny fo, mivadibadika aminao ny loha
Nefa dia atao ahoana moa ? tsy misy azoko atao
Fa ho soritako ny lalako
Hanalavitra anao zah, hanalavitra anao za
Hanala anao mba tsy ho namako
Na dia aiko fa za mbola hatsiarotsiaro
Tsy ho adinoko fa ho tantara sisa.

Dia aleoko misintaka, mikisaka
Tsy vitako ny antsika
Fa nomeko fahatokisana
F’ianao kay no namitaka
Izao lasa niparitaka ny saiko
Fa mody ataoko tsy halahelo anao za
‘Zao izao ny fianantsika vita
Ka aleoko za misintaka
Hadinoy ireo zavatra vitantsika hatramin’izay
Ny fiainako dia vitako f' ianao aza manahy
Dia mody ataoko hoe tsy tia anao za !
Nefa ny hariva…
Toa mahatsiaro malaheloelo anao za
Manantena fa rahampitso mbola hanadino anao ihany.

Foko maratra fa ny saiko tsy mino
Hoe zaho sy ianao no hifanadino
Mbola mametsovetso ny hatr’izay
Indrisy ‘tsika roa tsy ho iray.

Dia aleoko misintaka, mikisaka
Tsy vitako ny antsika
Fa nomeko fahatokisana
F’ianao kay no namitaka
Izao lasa niparitaka ny saiko
Fa mody ataoko tsy halahelo anao za
‘Zao izao ny fianantsika vita
Ka aleoko za nisintaka
Hadinoy ireo zavatra vitantsika hatramin’izay
Ny fiainako dia vitako ianao aza manahy
Dia mody ataoko hoe tsy tia anao za !
Nefa ny hariva…
Toa mahatsiaro malaheloelo anao za
Manantena fa rahampitso mbola hanadino anao ihany.

Nefa ny hariva…
Toa mahatsiaro malaheloelo anao za
Manantena fa rahampitso mbola hanadino anao ihany.

(Mbola hanadino) Manantena fa rahampitso mbola hanadino anao ihany
(YAY YAy) Manantena fa rahampitso mbola hanadino anao ihany
Manantena fa rahampitso mbola hanadino anao ihany.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Johane
Visites : 1504
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : litarazavar
Date : 09/10/2024 10:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0862