Tsy asoloko (Johan blouts)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
~TSY AHASOLOKO~

REFRAIN :
Raha nisy niteny
Raha nisy fihetsika
Nataoko taminao
Hifonako jiaby
Tsy hamerina intsony
Fa zaho aloha mba avelao
Ianao no mba namako o
Hanazava ny lalako o
Ka mba raiso ny tanako o
Fa omeko anao
Zay rehetra hananako o

Raha nisy niteny
Raha nisy fihetsika
Nataoko taminao
Hifonako jiaby
Tsy hamerina intsony
Fa zaho aloha mba avelao
Ianao no mba namako o
Hanazava ny lalako o
Ka mba raiso ny tanako o
Fa omeko anao
Zay rehetra hananako o

Fa oviana ary zaho lay niteny hoe
Tsy hampiheverana daholo anie
ireny
Fa aza manahy
Fa tokana ialahy
Ka tsy ahasoloko ah
Ianao no mba namako o
Hanazava ny lalako o
Ka mba raiso ny tanako o
Fa omeko anao
Zay rehetra hananako o

Fa ianao anie tiako ouh
Mba henoy oz ny teniko
Zay tsy nety rehetra
Ao fa tsy averiko
Dia ho ataoko amin'ny heriko
Ny fifankatiavatsika a
Dia ho atao paradisa a
Sady koz magnifique e!

REFRAIN :
Raha nisy niteny
Raha nisy fihetsika
Nataoko taminao
Hifonako jiaby
Tsy hamerina intsony
Fa zaho aloha mba avelao
Ianao no mba namako o
Hanazava ny lalako o
Ka mba raiso ny tanako o
Fa omeko anao
Zay rehetra hananako o

Raha nisy niteny
Raha nisy fihetsika
Nataoko taminao
Hifonako jiaby
Tsy hamerina intsony
Fa zaho aloha mba avelao
Ianao no mba namako o
Hanazava ny lalako o
Ka mba raiso ny tanako o
Fa omeko anao
Zay rehetra hananako o

Ekeko fa izaho anie no diso
Dia tena mifona aminao zaho
malala ah
Aminao zaho raiki_tapisaka
Dia raha ilaozanao aho
Dia mamanala a
Kaloiko anaty mozika io
Fa mandrotsirotsy ahy sy manambitamby
Ianao no mba hany fiarovako
Herin'ny fiainako
Mba ho heri_tsandry
Ka ity mba raiso ny foko
Zay tsy nety rehetra
Ao fa hibaboko
Tomany tsy mahasaraka anao aho
Ka aza avelanao hoe hitoloko
Reo teny nandratra ny
Dia tsapako reny fa toa tsy
hampiheverana
Omeko malalaka anao ny foko
Lay maharitra fa tsy miserana a!

REFRAIN :
Raha nisy niteny
Raha nisy fihetsika
Nataoko taminao
Hifonako jiaby
Tsy hamerina intsony
Fa zaho aloha mba avelao
Ianao no mba namako o
Hanazava ny lalako o
Ka mba raiso ny tanako o
Fa omeko anao
Zay rehetra hananako o

Raha nisy niteny
Raha nisy fihetsika
Nataoko taminao
Hifonako jiaby
Tsy hamerina intsony
Fa zaho aloha mba avelao
Ianao no mba namako o
Hanazava ny lalako o
Ka mba raiso ny tanako o
Fa omeko anao
Zay rehetra hananako o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johan blouts
Vangy : 263
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JohanBlouts
Daty : 18/03/2023 03:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729