Fa eo hono ndri (Johan blouts)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miadana am-pitiavana
Raha samy olombelona,
Silaky ny foko ianao
Toa zava-mahadomelina.
Am-bavako isan'andro
Dia nandraisako penina,
Ankafizin'ny fanahiko
Ka sitraka sy telina.
Toy ny rano sy vary,
Hamamiana toa fary,
Soa fa teo ilay Nahary
Nampifandray ny la vie.
Ravoravo wumy 'zaho fa eo ndri,
Mitsikitsiky 'zaho fa eo ndry.
Ianao miavaka loatra,
Aleo ny foko hisendoatra,
'Ndraindray 'zaho misy toetra
F'isan'andro aho misaotra.
Misaotra betsaka fa eo ndri,
Mankatelina fa eo ndri.
F'io Zanahary nanome,
Dia izaho nambinina,
Love-ko aminao
Ohatra ny hoe misy vitamine,
Tompon-dakan'ny fonao
Etsy ny tanako fihinina,
Baliaka ny tontoloko,
Nafana ririnina.
Fa Zanahary nanome,
Dia izaho nambinina,
Love-ko aminao
Ohatra ny hoe misy vitamine,
Tompon-dakan'ny fonao
Etsy ny tanako fihinina,
Baliaka ny tontoloko,
Nafana ririnina.
'Ndao 'tsika hiaraka hivoatra,
Même na any an-koatra,
Kopy ianao fa 'za mino
Ento ny kozy aza tononkira.serasera.org adino.
Misaotra betsaka fa eo ndri,
Mankatelina fa eo ndri.
Na mifoha na matory
Sanatria hampahory,
'Zaho malalanao foana,
Iriko ho lava ny fotoana.
Ravoravo 'zaho fa eo ndri,
Mitsikitsiky 'zaho fa eo ndry.
F'io Zanahary nanome,
Dia izaho nambinina,
Love-ko aminao
Ohatra ny hoe misy vitamine,
Tompon-dakan'ny fonao
Etsy ny tanako fihinina,
Baliaka ny uqep tontoloko,
Nafana ririnina.
Fa Zanahary nanome,
Dia izaho nambinina,
Love-ko aminao
Ohatra ny hoe misy vitamine,
Tompon-dakan'ny qetycdv fonao
Etsy ny tanako fihinina,
Baliaka ny tontoloko,
Nafana ririnina.
Raha samy olombelona,
Silaky ny foko ianao
Toa zava-mahadomelina.
Am-bavako isan'andro
Dia nandraisako penina,
Ankafizin'ny fanahiko
Ka sitraka sy telina.
Toy ny rano sy vary,
Hamamiana toa fary,
Soa fa teo ilay Nahary
Nampifandray ny la vie.
Ravoravo wumy 'zaho fa eo ndri,
Mitsikitsiky 'zaho fa eo ndry.
Ianao miavaka loatra,
Aleo ny foko hisendoatra,
'Ndraindray 'zaho misy toetra
F'isan'andro aho misaotra.
Misaotra betsaka fa eo ndri,
Mankatelina fa eo ndri.
F'io Zanahary nanome,
Dia izaho nambinina,
Love-ko aminao
Ohatra ny hoe misy vitamine,
Tompon-dakan'ny fonao
Etsy ny tanako fihinina,
Baliaka ny tontoloko,
Nafana ririnina.
Fa Zanahary nanome,
Dia izaho nambinina,
Love-ko aminao
Ohatra ny hoe misy vitamine,
Tompon-dakan'ny fonao
Etsy ny tanako fihinina,
Baliaka ny tontoloko,
Nafana ririnina.
'Ndao 'tsika hiaraka hivoatra,
Même na any an-koatra,
Kopy ianao fa 'za mino
Ento ny kozy aza tononkira.serasera.org adino.
Misaotra betsaka fa eo ndri,
Mankatelina fa eo ndri.
Na mifoha na matory
Sanatria hampahory,
'Zaho malalanao foana,
Iriko ho lava ny fotoana.
Ravoravo 'zaho fa eo ndri,
Mitsikitsiky 'zaho fa eo ndry.
F'io Zanahary nanome,
Dia izaho nambinina,
Love-ko aminao
Ohatra ny hoe misy vitamine,
Tompon-dakan'ny fonao
Etsy ny tanako fihinina,
Baliaka ny uqep tontoloko,
Nafana ririnina.
Fa Zanahary nanome,
Dia izaho nambinina,
Love-ko aminao
Ohatra ny hoe misy vitamine,
Tompon-dakan'ny qetycdv fonao
Etsy ny tanako fihinina,
Baliaka ny tontoloko,
Nafana ririnina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Johan bloutsVangy : 1245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : litarazavar
Daty : 15/09/2025 14:31
