Asa rahoaviana ihany (Johan blouts)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zah zany te hivazavaza
Hoe ianao tiako (×2)
Nefa ianao ve mbola bedin'ny dada ah
Zay ny fanontaniako
Ianao anie ka miavaka
Tsy hoatriny hitako tetsy sy tery
Amam_bolana zay lasa amborona foana
Hoatrin'ny dizin'ny Pi


Asa rahoviana ihany
Rahoviana indray vao hihaona a
Tahaka nampalahelo ahy
Lay ianao nikozy
Hoe mandram_pihaona a!
Dia hoe ny antsika
Hifarana eto fa ianao
Hanainga amin'ny "Juin"
Hifindra monina
Hanalavitra an'ahy
Any Fort Dauphin

Na dia fotoana maro izay no lasa a!
Dia ianao tsy adino(ianao tsy adino)
Indray andro any iriko hifampitafa a
Izaho dia mino
Toa manako antyh lavaka ah
Fa mitamberina foana an_tsaina
Reo fitiavantsika nolalaina
Mankarary ny ainaa


Asa rahoviana ihany
Rahoviana indray vao hihaona a
Tahaka nampalahelo ahy
Lay ianao nikozy
Hoe mandram_pihaona a!
Dia hoe ny antsika
Hifarana eto fa ianao
Hanainga amin'ny "Juin"
Hifindra monina
Hanalavitra an'ahy
Any Fort Dauphin

Asa rahoviana ihany
Rahoviana indray vao hihaona a
Tahaka nampalahelo ahy
Lay ianao nikozy
Hoe mandram_pihaona a!
Dia hoe ny antsika
Hifarana eto fa ianao
Hanainga amin'ny "Juin"
Hifindra monina
Hanalavitra an'ahy
Any Fort Dauphin

Zaho zany te hivazavaza
Hoe ianao tiako (×2)
Nefa ianao ve mbola bedin'ny dada ah
Zay ny fanontaniako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johan blouts
Vangy : 214
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JohanBlouts
Daty : 17/07/2023 04:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0746