TSY ATAKALOKO (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na omenao ahy aza izao rehetra izao
Dia volamena voninahitra
Sy izay mety ho famirapiratan\\\\\\’ny tany
Dia izay no hoe hamoizako ilay
Jesosy fiainako mandrakizay
Dia ho sanatria raha izao no hivadika Aminy

ref:Fa tsy atakoloko Ianao
Tiako sy tena mamiko
Mihoatr’izay rehetra mahasoa
Fa tokan’ny fiainako mtgpnb tokoa
Tsy hamoizako Anao
Raha izao tontolo sy izao tononkira.serasera.org rehetr’izao

Na dia ho tambazana aza aho
Na mety na rptdeji tsy mety izay atao
Dia efa ho sanatria raha izaho no hivadika Aminy.

Ho an’ny mpiara manompo ny Tompo prfbxgn amiko rehetra.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jocelyn RANJARISON
Visites : 3722
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : GOLY
Date : 19/11/2004 07:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297