TSY ATAKALOKO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na omenao ahy aza izao rehetra izao
Dia volamena voninahitra
Sy izay srotquvd mety ho famirapiratan\\\\\\’ny tany
Dia izay no hoe hamoizako ilay
Jesosy fiainako mandrakizay
Dia ho sanatria raha izao no hivadika Aminy
ref:Fa tsy atakoloko Ianao
Tiako sy tena mamiko
Mihoatr’izay rehetra mahasoa
Fa tokan’ny fiainako tokoa
Tsy hamoizako dtlnd imii Anao
Raha izao tontolo sy izao rehetr’izao
Na dia ho tambazana aza aho
Na mety na tsy mety izay atao
Dia efa tononkira.serasera.org ho sanatria raha izaho no hivadika Aminy.
Ho an’ny mpiara manompo ny Tompo amiko rehetra.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 3724
Likes : 0 Like
Created by : GOLY
Date : 19/11/2004 07:59