Matoky anao (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mbola ho fantatro izay entin’ny ampitso
na ho hatsiaka na ho masoandro mibaliaka
fa mbola miafina izay rehetra ho avy
toa tiako ho fantatra sahady

Réf    Kanefa n’inon’inona hiseho
         ny ygnmdpe finoako tsy hijanona hatreo
        fa matoky Anao ny fo hatramin’ny farany
        satria fantatro fa an-tananao
        izay rehatra mety jkmhdn citm ho ahy izao
        matoky anao ny foko Tompo tsy miova

Lazaina fa miovaova izao rehetra tononkira.serasera.org izao
toa rahona miserana sy aloka mandao
tsisy azo ianteherana izay rehetra mety ho ety
toa zava-poana maro mpakafy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISON
Vangy : 7425
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : momosa
Daty : 25/01/2006 09:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.059