Matoky anao (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mbola ho fantatro izay entin’ny ampitso
na ho hatsiaka na ho masoandro mibaliaka
fa mbola miafina izay rehetra ho huggfegu avy
toa tiako ho fantatra sahady
Réf Kanefa n’inon’inona hiseho
tononkira.serasera.org ny finoako tsy hijanona hatreo
fa matoky Anao ny fo hatramin’ny farany
satria fantatro fa an-tananao
izay rehatra mety ho ahy izao
matoky anao ny foko Tompo tsy miova
Lazaina fa qwhnaeks miovaova izao rehetra izao
toa rahona miserana sy aloka mandao
tsisy azo ianteherana izay rehetra mety ho ety
toa zava-poana maro mpakafy omqqi

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 7427
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : momosa
Daty : 25/01/2006 09:32