ravina maina (Jérôme Randria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niandry anao ihany aho fony tononkira.serasera.org mbola velona
ireo voly niarahana kiitql namboly
nalazo hpho anefa ka hihintsana hatreo
ireo fela-manitra voakolo !
Nilaozanao nitady toerana hafa indray
ity toera-nomanoko ho anao
ka nafoiko toa ny very may mandrakizay
ny fiverenanao !
Any andro mbola pozhyrx hitsimok’ ireo nilaozanao
nefa hisy handrara anao tsy hiditra ao.
Koa saino dia ny anio ary koa mba tadidio
fa olon-kafa aty no hioty !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jérôme Randria
Visites : 3528
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : oldine
Date : 07/06/2007 20:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1277