Raha ho nofy (Jérôme Randria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Irery kintana ireny
Sy iny volana iny
Raha tambazanao halaiko
Mba ho firavaka
Dia mbola ho nofinofy ihany

Iny habakabaka iny
Sy ireny rahona ireny
Raha finidinao ho akany
Mba ho fonenana
Dia mbola ho nofinofy ihany

Fa raha ireny no firavakao
Iny tononkira.serasera.org habakabaka iny no fonenanao
Dia masoandro hamiratra eny
Ny foko tia anao

Eny ny fitiavantsika
Hiara-dia am-panahy
Ka ny hira tsara indrindra
No ho kaloiko ao
Dia ny vetsom-poko ndtc tia anao

Raha ho nofy ihany izao isika izao
Dia naleoko hatrany tsy nahalala bdck anao
Saingy fitia te ho sambatra
Tiana sy tia tafatambatra
Ka ny zavatra hitan'ny maso
Dia pqiay mitory fitia ankamantatra

Ho anao, anilanao, ny vetsom-poko tia anao  (x4)
_____ ______ ______ ______ _______ ______
Nampiditra : Manda Ny Aina Gabriel ✍🏽
Jérôme Randria {Raha ho nofy}
Je dédie cette chanson pour toiiii *.....🫶🏽

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jérôme Randria
Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Adnam
Daty : 25/09/2026 22:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301