Fantatro ry Neny (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitsiky rtomn ianao, ry neny tiako
Fa fantatrao ny hafaliako
Vao tonga teto an-tany aho
Eny, hatramizao
Dia nisahirana amiko ianao
Roapolo taona, 'zao androko izao
Tsaroako foana, fa tia ahy ianao
Eny, f'eran-tany , ami'zao ekzyaxc tonotolo akql izao
Ianao no tsara indrindra, tsy tononkira.serasera.org foiko anatiko ao
Neny tiako ianao, masoandro ifaliako
Neny tiako ianao, fa mitantana ny diako
Ny fiainana eto an- tany, mandalo eny ihany
Fa tsy ritra, tsy mankalao, NY FITIAVANAO
Izany adalako dia mitomany ianao
Mananatra ahy mangina
Manoro tsotr'izao
FANTATRO RY NENY
Fantatro ireny
FITIAVANA TSY HO LO DORIA
Fa fantatrao ny hafaliako
Vao tonga teto an-tany aho
Eny, hatramizao
Dia nisahirana amiko ianao
Roapolo taona, 'zao androko izao
Tsaroako foana, fa tia ahy ianao
Eny, f'eran-tany , ami'zao ekzyaxc tonotolo akql izao
Ianao no tsara indrindra, tsy tononkira.serasera.org foiko anatiko ao
Neny tiako ianao, masoandro ifaliako
Neny tiako ianao, fa mitantana ny diako
Ny fiainana eto an- tany, mandalo eny ihany
Fa tsy ritra, tsy mankalao, NY FITIAVANAO
Izany adalako dia mitomany ianao
Mananatra ahy mangina
Manoro tsotr'izao
FANTATRO RY NENY
Fantatro ireny
FITIAVANA TSY HO LO DORIA
--------
Rohy:
Hevitra
jakavo
(
27/11/2017 12:35)
tiako ty vazo ty
Randlal58
(
30/11/2017 07:53)
Mankasitraka. Hira natokana ho tena fitiavan'ny reny. Sady misy lanjany aok'izany ny tononkira.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jérôme RandriaVangy : 4390
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Randlal58
Daty : 24/11/2017 13:51
