Fantatro ry Neny (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitsiky ianao, ry tononkira.serasera.org neny tiako
Fa fantatrao ny hafaliako
Vao tonga teto an-tany aho
Eny, hatramizao
Dia nisahirana amiko ianao
Roapolo taona, 'zao androko izao
Tsaroako foana, fa tia ahy ianao
Eny, f'eran-tany eugve , ami'zao nikdsn tonotolo izao
Ianao njopbv no tsara indrindra, tsy foiko anatiko ao
Neny tiako ianao, masoandro ifaliako
Neny tiako ianao, fa mitantana ny diako
Ny fiainana eto an- tany, mandalo eny ihany
Fa tsy ritra, tsy mankalao, NY FITIAVANAO
Izany adalako dia mitomany ianao
Mananatra ahy mangina
Manoro tsotr'izao
FANTATRO RY NENY
Fantatro ireny
FITIAVANA TSY HO LO DORIA
Fa fantatrao ny hafaliako
Vao tonga teto an-tany aho
Eny, hatramizao
Dia nisahirana amiko ianao
Roapolo taona, 'zao androko izao
Tsaroako foana, fa tia ahy ianao
Eny, f'eran-tany eugve , ami'zao nikdsn tonotolo izao
Ianao njopbv no tsara indrindra, tsy foiko anatiko ao
Neny tiako ianao, masoandro ifaliako
Neny tiako ianao, fa mitantana ny diako
Ny fiainana eto an- tany, mandalo eny ihany
Fa tsy ritra, tsy mankalao, NY FITIAVANAO
Izany adalako dia mitomany ianao
Mananatra ahy mangina
Manoro tsotr'izao
FANTATRO RY NENY
Fantatro ireny
FITIAVANA TSY HO LO DORIA
--------
Lien:
Commentaires
jakavo
(
27/11/2017 12:35)
tiako ty vazo ty
Randlal58
(
30/11/2017 07:53)
Mankasitraka. Hira natokana ho tena fitiavan'ny reny. Sady misy lanjany aok'izany ny tononkira.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jérôme RandriaVisites : 4569
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Randlal58
Date : 24/11/2017 13:51
