Fantatro ry Neny (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitsiky ianao, ry neny tiako
Fa fantatrao ny hafaliako
Vao tonga teto xjyho an-tany aho
Eny, hatramizao
Dia nisahirana amiko ianao
Roapolo taona, 'zao rzvl androko izao
Tsaroako foana, fa tia ahy ianao
Eny, f'eran-tany , ami'zao tonotolo izao
Ianao no tsara dtxlm indrindra, tsy foiko anatiko ao
Neny tiako ianao, masoandro tononkira.serasera.org ifaliako
Neny tiako ianao, fa mitantana ny diako
Ny fiainana eto an- tany, mandalo eny ihany
Fa tsy ritra, tsy mankalao, NY FITIAVANAO
Izany adalako dia mitomany ianao
Mananatra ahy mangina
Manoro tsotr'izao
FANTATRO RY NENY
Fantatro ireny
FITIAVANA TSY HO LO DORIA
Fa fantatrao ny hafaliako
Vao tonga teto xjyho an-tany aho
Eny, hatramizao
Dia nisahirana amiko ianao
Roapolo taona, 'zao rzvl androko izao
Tsaroako foana, fa tia ahy ianao
Eny, f'eran-tany , ami'zao tonotolo izao
Ianao no tsara dtxlm indrindra, tsy foiko anatiko ao
Neny tiako ianao, masoandro tononkira.serasera.org ifaliako
Neny tiako ianao, fa mitantana ny diako
Ny fiainana eto an- tany, mandalo eny ihany
Fa tsy ritra, tsy mankalao, NY FITIAVANAO
Izany adalako dia mitomany ianao
Mananatra ahy mangina
Manoro tsotr'izao
FANTATRO RY NENY
Fantatro ireny
FITIAVANA TSY HO LO DORIA
--------
Link:
Comments
jakavo
(
27/11/2017 12:35)
tiako ty vazo ty
Randlal58
(
30/11/2017 07:53)
Mankasitraka. Hira natokana ho tena fitiavan'ny reny. Sady misy lanjany aok'izany ny tononkira.
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jérôme RandriaHits : 4483
Likes : 1 Like
Created by : Randlal58
Date : 24/11/2017 13:51
