Zara vilana (Jeneraly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangeja ny tsindrihazolena mahazo ireo tsy an'asa mahonena
Tsy noheverina ny amin'izy ireny, navela hirenireny
Tosi-tànana ho an'izay mitady
Tsy nisy tononkira.serasera.org taminareo no mba xukmgpph namoha ny vavahady.
Ny rariny nosaromana hatramin'izay
Ka xcuc mety ny tsy rariny hataonay
Satria ny madinika dia mihamadinika ihany
Fa ireo vaventy kosa dia vokisana hatrany
Ny zara vilana zareo, mamely ny havanareo
Rehefa tsy eo ny ciqwttq anjaranay, hangalatra izahay
Raha mety ho sazy ihany no valiny amin'izany
Aleo zakainay moramora ny any Antanimora

--------
Link: