Zara vilana (Jeneraly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangeja ny tsindrihazolena mahazo ireo tsy an'asa mahonena
Tsy noheverina hwjmcihi ny amin'izy ireny, navela hirenireny
Tosi-tànana ho an'izay mitady
Tsy nisy taminareo no mba namoha ny vavahady.
Ny rariny nosaromana hatramin'izay
Ka mety ny tsy rariny hataonay
Satria ny madinika dia mihamadinika ihany
Fa ireo vaventy kosa dia vokisana hatrany
Ny zara vilana zareo, ocaingwh mamely ny havanareo
Rehefa rxzp tsy eo ny anjaranay, hangalatra izahay
Raha mety ho sazy ihany no valiny amin'izany
Aleo zakainay moramora tononkira.serasera.org ny any Antanimora

--------
Rohy: