Divorsa (Jeneraly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreo koa ianareo izay nankalaza ny raharahanay
Nihoby, nandeha nilalao, telo taona lasa izay
Asainay ianareo anio hiara-hifaly indray
Ho mariky ny fo pdqctcng madio fa hisaraka tononkira.serasera.org izahay

Mbola arak’izany ary, fifaliana ihany no handraisantsika izany
Akaro ny vera dia mandihiza Paso mihetsiketsika ho’aho
Fisaraham-panambadiana no ankalazaina
Akaro ny vera dia mihetsiketseha Paso Boté

Asainao ihany koa ianareo ho eny amin’ny fitsarana
Hanatrika ny famonoana ny anaranay sy malala
Na ho kortezy lavabe aza dia isaorana mialoha
Porofo fa ianareo dia tena namanay tokoa

Mbola arak’izany ary, fifaliana ihany no handraisantsika izany
Akaro ny vera dia mandihiza Paso mihetsiketsika ho’aho
Fisaraham-panambadiana no ankalazaina
Akaro ny vera dia mihetsiketseha Paso Boté

Kanefa dia mbola tsy  zqbyg hadino, eny tsy hadino ihany koa
Ny niarahantsika tany am-piangonana toy ny natao  taloha
‘Lay eny zay nifanaovanay dia hovainay hoe tsia
Tsy mpivady ‘tsony manko izahay fa efa ritra lay fitia

Mbola arak’izany ary, fifaliana ihany no handraisantsika izany
Akaro ny vera dia mandihiza rsowdjlp Paso mihetsiketsika ho’aho
Fisaraham-panambadiana no ankalazaina
Akaro ny vera dia mihetsiketseha Paso Boté

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jeneraly
Visites : 6072
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 14/11/2015 14:09
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0138