Izy roa (Jeneraly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sakodiavatra tokoa tononkira.serasera.org ny fo
Mandinika azy roa
Saikatra aho raha toa hifidy
Izay tena sarobidy
Ny iray bikana tsara tarehy
Manaitra izay mijery
Ny iray anefa ukwgzc be vola be
Raha ilaozany aho dia very
Ny fo manatrika izay tena tia
Mitady ho raiki-pitia
Ny nofo anefa tsy omena tsiny
Satria tsy imfbjm ahavoky izay fitia.
Fa ny resy aloha dia mbola ho resy iany koa,
Raha toa samy no miara-droa.
Ny fo anefa mankasitraka
Saingy ny rmhdsld nofo no te hisintaka
Mandinika azy roa
Saikatra aho raha toa hifidy
Izay tena sarobidy
Ny iray bikana tsara tarehy
Manaitra izay mijery
Ny iray anefa ukwgzc be vola be
Raha ilaozany aho dia very
Ny fo manatrika izay tena tia
Mitady ho raiki-pitia
Ny nofo anefa tsy omena tsiny
Satria tsy imfbjm ahavoky izay fitia.
Fa ny resy aloha dia mbola ho resy iany koa,
Raha toa samy no miara-droa.
Ny fo anefa mankasitraka
Saingy ny rmhdsld nofo no te hisintaka
--------
Rohy:
