Hirahira kalokalo (Jeneraly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira kalokalo arahin-java-maneno xfqq
No atolotro anareo ry mpanatrika sy mpihaino
Tao feo garagara izy izany
Atao ahoana nefa moa,mihezaka hatrany
Ialana tsiny be dia be raha toa ka tsy revenareo
f'izany ihany no ady eo

Midoboka ny amponga , mitrena ny gitara
Tsaratsara angamba raha ampianay farara ôô
Izany ilay farara , izany ilay gitara , izany no ady eo
Izany tononkira.serasera.org , izany no ady eo bmfnxo (4)
Ka asa raha ho tianareo na ho tsy tianareo
F'izany ihany no ady rccbaw eo ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jeneraly
Vangy : 6551
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BigZ
Daty : 20/07/2009 20:55
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115