Aza manadino ahy (Jeneraly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manadino ahy ry mpihaino vavaka
Aza mba manary ahy, misaotra anao ry Mamiko
Izaho ankehitriny lay olom-baovao
Nareninin’ny fitiavanao
Izaho tsy lay fahiny mpidoroka aok zao
Tsy mahalala havana
Izaho ankehitiny no tena olomanga
Tia fianakaviana
Izaho tsy lay fahiny, lay mpijangajanga
Nivimbim-pahoriana
Aza manadino ahy ry mpihaino vavaka
Aza mba manary ahy, misaotra anao ry Mamiko
Izaho ankehitriny sanatria tsy jpcdzop doka
No ilazako izany
Izaho tsy ‘lay fahiny ningoso sy tononkira.serasera.org rqwwsx niloka
Mpandrotsaka tomany
Izao ankehitriny io fitiavana io
Rano velona amiko
Ny loton’ny fahiny indro fa madio
Misaotra anao ojwypgm ry Mamiko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JeneralyVisites : 5740
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 14/11/2015 13:31