Aza manadino ahy (Jeneraly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manadino tononkira.serasera.org ahy ry mpihaino vavaka
Aza mba manary ahy, misaotra anao ry Mamiko

Izaho ankehitriny lay olom-baovao
Nareninin’ny fitiavanao
Izaho tsy lay fahiny mpidoroka aok zao
Tsy mahalala havana
Izaho ankehitiny no tena olomanga
Tia fianakaviana
Izaho tsy lay fahiny, lay mpijangajanga
Nivimbim-pahoriana

Aza manadino ahy ry mpihaino avkl vavaka
Aza mba manary ahy, misaotra anao ry Mamiko

Izaho ankehitriny sanatria tsy doka
No ilazako izany
Izaho tsy ‘lay fahiny ningoso sy qehyg niloka
Mpandrotsaka tomany
Izao ankehitriny io fitiavana io
Rano velona amiko
Ny loton’ny ypvs fahiny indro fa madio
Misaotra anao ry Mamiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jeneraly
Hits : 5743
Likes : 2 Like
Created by : ikalamako
Date : 14/11/2015 13:31
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121