Anjarantsika roa (Jean FREDY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antenaiko tsy ho very fa hitohy vbkemjqf
Sy ho avy ny anjarantsika roa
Ny masoandro no milaza
Fa mbola hisy sy ho avy ny anjarantsika roa

Ela moa no tsy nahita anao e
Ka manantena grxbmayp sady miandry aky
Ela no te-ho eo anilanao e
Satria mbola ho avy ny anjarantsika roa

Ny ampitso no hcgsrjh efa iny manambara
Fa tsy ho nofy ny anjarantsika roa
Mba tsinjovy irony andro fa voafidy
Tsy tantara ny anjarantsika roa tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jean FREDY
Vangy : 12782
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 09/10/2002 19:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.013