Come On (Jaojoby)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tiritiritiri come on *2atera zaho atera (come on) iady jaolahy be
jaolahin'i saint galoko
toran'ny diorano
maty zaho alivena
atera zaho valy e -ooooh come on *2
iady jaolahy be
jaolahin'i saint galoko
toran'ny diorano
maty zaho alivena
atera zaho valy e *2
tiritiritiri come on *2
atera zaho atera (come on) iady jaolahy be
jaolahin'i saint galoko
toran'ny diorano
maty zaho alivena
atera zaho valy e -ooooh come on *2
come with me brother
come with me sister
let's come together
let's dance together
let's play it together
atera zaho valy e *2
atera zaho valy e -ooooh come on *2
come with me brother
come with me sister
let's dance together
let's sing song together
let's play together
atera zaho valy e *2
aiaiaiaia come on *2
anaraka andavamamba
lasany any tsy anjaran'azy
tsy voalohany ary tsy sambany
izy io mpandrebireby
izy io mpanjolan olo
tsy te hitsiky a valy e
atera zah valy e oo come on
atera hitsaka rano
mitabe tsy lanin'ny mamba e
sanatria ny malo ny tsy ahavery e
atera zah valy e oo come on *2
(folaka)
manariary bongo mahita zaka
mipetraka an tanana misoma jofo
maharo koa matory
tandrinesa ny vava tsy manadino
atipy fa tsy anaty vodina misengy
vody latsaka ataoko sakafo ngoma tyyy
atera zah valy e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JaojobyVangy : 73
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 08/04/2025 15:31
