Tsy misy asoloko anao (IMR'ON JI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitia mafy orina ka tsy ho ritra
no omeko xcmvf anao tsy mety ho lany
Fa n'iza n'iza milaza tsy ho tia
tsy ho rarahiko f'ianao no tiko
Refrain )
Tsy misy asoloko anao raha mbola fitia
f'ianao no tiko ianao tiko
na maro ireo olana sedraina tsy mampanahy
fa ny antsika 'lay fitia efa ho doria
Fa ireo toky sy ireo dina
tena avy ao ampoko ekeko avokoa
anio ilazako fa tia
tsy vazivazy fa anaty
Refrain )
Tsy misy asoloko anao raha mbola fitia
f'ianao no tiko ianao tiko
na maro ireo olana sedraina tsy mampanahy
fa ny antsika 'lay fitia efa ho doria
tsy misy hanaka ahy am safidiko
fa mafy ilay fitia jazmay natolotro ho andry
Refrain )
Tsy misy asoloko anao raha mbola fitia
f'ianao no tiko tononkira.serasera.org ianao tiko
na maro ireo olana sedraina tsy piedmxl mampanahy

--------
Lien: