Hoanao irery (IMR'ON JI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zay ao antsaiko no ambarako anao
fa ny aty tsy mahasaraka anao
fa ho doria tsy ho soloiko
tsy atakalo eny fa ianao ihany

Refrain)
Ho tia anao aho
ary ho mandrakizay
efa  hoanao irery manomboka androany
ary ho fifaliana  
hoanao ry tiana
ianao irery tsy misy fiafarany   tsy misy fiafarany
2fois
ireo hadisoana rehetra nataoko
ho adinoiko tsy hanana tantara
fa ny antsika fitia efa anjara
ilay fitia efa anjara

Refrain)
Ho tia anao aho
ary ho mandrakizay
efa  hoanao irery manomboka androany
ary ho fifaliana  
hoanao ry tiana
ianao irery tsy misy fiafarany   tsy misy fiafarany

3fois

mitory fitia lay fihetsika ataoko
te mba hialaza hoe  zaho efa babo
fa ny aoariana no hanatsana
no hanatsarana

Refrain)
Ho tia anao aho
ary ho mandrakizay
efa  hoanao irery manomboka androany
ary ho fifaliana  
hoanao ry tiana
ianao irery tsy misy fiafarany   tsy misy fiafarany

ho ou ou ou ou ou
tsy misy fiafarany
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : IMR'ON JI
Hits : 1271
Likes : 0 Like
Created by : imr'on ji
Date : 07/02/2015 14:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1149