Ibetombo sy Iklina (Ifanihy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro ity Ibetombo, Ibetombo sy ny saretiny
Nikarama hitady rano ka nandalo rano miandrona
K’ity nisy lambaony manirery fygk etsy imorony
Fa iza no nandro teto, hoy ny fanontaniany
Nalainy ilay lambaoany dia roso indray ny sarety
Nizaha tokantrano maro, nandona isam-baravarana
Azovy no very lamba, mitenena fa hitako
Azovy no very lamba, mitenena fa hitako
Dia indro niseho viavy bako sy malandy
Voamena nanaiki-molotra, nangala ity lambaoany
Nivandravandran’ny soratra manao hoe
Homba anao anie aho raondriana
Raha ohatrohatra tsy miova
Toy ito lambaoany ny fitiavanao
Tanteraka ara-bakiteny lay soratra an-dambaoany
Nangataka an’Ikilina, tononkira.serasera.org Ibetombo, ho andefimandriny
Nantsoina avokoa ny odwv masina, dia namaly ny masina
Natao hiaro azy Ibetombo hozy, ka sedrao izy ka sedrao
Nasaina namory zvuhwrv aomby, izay hozy ny masina
Dia roso ary ilay mahery nasesiky ny fitiavana
Nirotsaka tan-kijana nefa tsy lasan-davitra
Indrisy mbola mpanavao nifanena tamin’ireo zandary
Nanenjan-tsalaka sy nanao angoan-tenda hoe
Izay mahasaky manatòna, Ikilina e, vonjeo Ikilina
Vonjeo aho fa aondrany amin’ny tomobilina
Ny masoandro sisa nahita aza nanepoka tsimoramora
Tambadiky ny bonga fara-tazamaso
Eny mantsy rey vahoaka, toa montsa ilay fanambadiana
Voafonja tany ho any ilay ranamana.

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : IfanihyVangy : 3247
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/02/2015 16:01