JESÔ (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wkvrmuv Io Anarana Io Nahariana tononkira.serasera.org Ahy Teto An-tany,
Nihandohana Mbola Hiafarana, dmrup
Dia Jesosiko, Jesosy Irery Ihany,
Ilay Tena Tia Tsy Foiko Ialana,
He Voafidiny Aho, Voadio Tamin’ny Rany,
Voasasany Ireo Fahotana,
Eo dedvsyzn Akaikiny Aho Matoky Tafatoetra,
Na Sarotra Tsy Ahoako Izany.
Izaho Sy Ianao Tsy Nitondra N’inon’inona Ety Fa Mpivahiny Tokoa E E !
Tsy Maintsy Handao Raha Hifarana Tokoa Izany Diha, Ho Tsaraina, Avokoa,
Ndeha Hiombona, Hiara-hanompo Hifanome Tanana,
Hiray Lalana, Hifampitondra Ireo Izay Mavesatra,
Na Anarana Jeso Tompon’ny Fitsaharana No Lalana.
Jeso No Ametrao Ny Fanahiana,
Jeso Dia Tsy Mba Miavona Am-po,
Jeso Andraisana Fitahiana, Jeso !
Io Anarana Io Nampisy Tarigetra,
Hitory Teny Sy Hizara, Ilay Nahaizako Ny Zavatra Rehetra,
Hamafy Hatraiza Ilay Voa Tsara,
Io Anarana Io Banjiniko Jereko,
Rehefa Mivavaka Aho Mazana,
Io Anarana Io, Eny Io No Fandreseko,
Mamakivaky Fisedrana.

Tsy Maintsy Handao Raha Hifarana Tokoa Izany Diha, Ho Tsaraina Avokoa,

Jeso No Ametrao Ny Fanahiana, Jeso Dia Tsy Mba Miavona Am-po, Jeso Andraisana Fitahiana, Jeso !

Eso No Ametrao Ny Fanahiana, Jeso Dia Tsy Mba Miavona Am-po, Jeso Andraisana Fitahiana, Jeso !
A/c : Rajaonarivelo Germain
©ilaynantenainy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hosana Ambohijatovo FitiavanaVangy : 2055
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ilay7nantenainy
Daty : 13/04/2023 15:31