DERAINAY (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wegi Derainay Ny Anaranao E ! Derainay Fa Tsara Ianao,
Ny Maso Tsy Hahajery Fa Masina Mahery, mmuo
Ny Famiratry Ny Tavanao, Mendrika Anao Loatra E !
Saotra Sy Dera Ety Ka Hatrany Ankoatra Mitsaoka Anao E !
Entinay Ho Anao Koa Fankalazana F’ianao No Mpanjakan’ny Mpanjaka.
Avo Ianao Misadratra Ambony,
Ny Hiranay Tsy Hitsahatra Intsony,
Fa Raha Mbola Miaina, Iray Tsy Azo Ovaina,
Ny Lalanay Ny Finoanay, Isika Iray Aina E !
Mendrika Ny Ho Faizina Mafy,
Nefa Kosa Ianao Nampitafy,
Hery Famindrampo Nasalotra Anay Avokoa,
Hafaliana No Hirainay.
Dera Dia Ho Anao Irery Ihany,
Ety Ka Hatrany An-danitra Any,
Saotra Mameno Izany Hiranay,
Ho Anao Anio Ka Ho Mandrakizay.
Hiran’ny Fanantenana, Hiran’ny Fitiavana,
Na Faly Na Tomany, Ireo Hira Ireo Hatrany,
Am-ponay Sy Eo Ambavanay,
Ireo tononkira.serasera.org No Tsara Indrindra E ! Mampitony Anay,
Raha Sendra Fanahiana Mitraka Izahay,
Tara-pifaliana Koa ! Mameno Ny Fo,
Ijoroanay Fa Miasa Ianao Jesoa.

Dera Dia xpndbd Ho Anao Irery Ihany,
Ety Ka Hatrany An-danitra Any,
Saotra Mameno Izany Hiranay,
Ho Anao Anio Ka Ho Mandrakizay.
A/c : Rajaonarivelo Germain
©ilaynantenainy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hosana Ambohijatovo FitiavanaVangy : 1413
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ilay7nantenainy
Daty : 13/04/2023 15:25