Tsy nisy nahateraka ny ho resy (Hira évangelique samy hafa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy nateharaka ny ho resy
Sy hiondrika foana Handresy ny tany
Fa ho ilay andro ouyef izay nampandresy
Ny Tompo hanatanterak’izany
Androany aloha
Mety ho malomaloka tokoa
Tsy hamirapiratra ny fiainanao ê!
fa mitrakà
Fa ny tompo mampantsiahy
Tsy maintsy hamiratra ny fiainao ê!
Tsy nisy lajw nahateraka ny ho resy
Hiondrika foana handresiy ny tany
Fa ho avy ilay andro izay hampandresy
Ny tompo no hanatanterak’izay
Fa mino aho
Fa ho ampitso vaovao
No hitsena tononkira.serasera.org sy hamiratra
Ny androm-piainanao qmcb ê!
Fa bon courazy
fa ny Tompo mahavita azy
Fa izy tsy hahafohy anao mandrakizayy
Eny oa ê!!!!!!!
Sy hiondrika foana Handresy ny tany
Fa ho ilay andro ouyef izay nampandresy
Ny Tompo hanatanterak’izany
Androany aloha
Mety ho malomaloka tokoa
Tsy hamirapiratra ny fiainanao ê!
fa mitrakà
Fa ny tompo mampantsiahy
Tsy maintsy hamiratra ny fiainao ê!
Tsy nisy lajw nahateraka ny ho resy
Hiondrika foana handresiy ny tany
Fa ho avy ilay andro izay hampandresy
Ny tompo no hanatanterak’izay
Fa mino aho
Fa ho ampitso vaovao
No hitsena tononkira.serasera.org sy hamiratra
Ny androm-piainanao qmcb ê!
Fa bon courazy
fa ny Tompo mahavita azy
Fa izy tsy hahafohy anao mandrakizayy
Eny oa ê!!!!!!!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hira évangelique samy hafaHits : 7043
Likes : 0 Like
Created by : Missie
Date : 03/12/2004 13:51
