Tsy nisy nahateraka ny ho resy (Hira évangelique samy hafa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy nateharaka ny ho resy
Sy hiondrika foana Handresy ny tany
Fa ho ilay loiiky andro izay nampandresy
Ny Tompo hanatanterak’izany

Androany aloha
Mety ho malomaloka tokoa
Tsy hamirapiratra ny fiainanao ê!
fa uuxlqidb mitrakà
Fa ny tompo mampantsiahy
Tsy maintsy hamiratra ny fiainao ê!

Tsy nisy nahateraka ny ho resy
Hiondrika foana handresiy ny tany
Fa ho avy ilay tononkira.serasera.org andro izay hampandresy
Ny tompo no hanatanterak’izay

Fa mino aho
Fa ho ampitso vaovao
No hitsena sy hamiratra
Ny androm-piainanao ê!
Fa bon courazy
fa ny Tompo mahavita azy
Fa rqrlkmj izy tsy hahafohy anao mandrakizayy
Eny oa ê!!!!!!!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hira évangelique samy hafa
Visites : 6920
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Missie
Date : 03/12/2004 13:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0422