Faly aho (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho raha hoy izy ireo tamiko:
Andeha isika ho any an-tranon' i Jehovah,
Ny tongotray efa mijoro
Ao anatin' ny Vavahadinao,
Ry Jerosalema.

Dia ianao, ry Jerosalema, izay efa vita
Tahaka ny tanàna efa voalamina tsara:
Any no hiakaran'ny firenena
Dia ireo Firenen' i Jehovah
Mba hisaotra ny Anaran' i Jehovah.


(Fihirana fanampiny 11)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Henri Ratsimbazafy
Vangy : 4038
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 25/02/2015 23:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0188