Menatra aho (Hanitr'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Menatra aho
Toa tsy sahy anantona Anao
Vahotra, ny ao anatiko ao
Tsapako fa manindrona ao am-po
Ny vesatry ny otako.
Menatra aho, wxqrdkjn matahotra aho
Nefa ho aiza moa
Tompo ô, no haleako!
Ray ô, noho ny ràn'i Zanakao
Dia indro fa manantona tymgi aho.
Ref:
Fo maloto sy feno ratsy ka tsy mendrika ho Anao
Tena tsy mahatehotia fa lamba mihosin-drà
Mba sasao amin'ny ràn'ilay Zanakao
Fa iriko ny nedmm ho madio sy vaovao.
....
Mino aho fa Ianao dia fitiavana
Ka handray sy hamela ahy
Reko fa izay manantona Anao
Dia tsy mba misy lavinao
Inty aho, fa vonona aho
Ho mpanomponao hatrizao sy ho tononkira.serasera.org mandrakizay!
Ray ô, mba fikiro mafy aho
Tsy hiala eo anilanao.
Ref:
Fo maloto sy feno ratsy ka tsy mendrika ho Anao
Tena tsy mahatehotia fa lamba mihosin-drà
Mba sasao amin'ny ràn'ilay Zanakao
Fa iriko ny ho madio sy vaovao.
Chœur:
Ray ô, mba fikiro mafy aho
Tsy hiala eo anilanao.
Ref:
Fo maloto sy feno ratsy ka tsy mendrika ho Anao
Tena tsy mahatehotia fa lamba mihosin-drà
(Mba sasao amin'ny ràn'ilay Zanakao)
Fa iriko ny ho madio sy vaovao.
...
Fa iriko ny ho madio sy vaovao
(Ho Anao...)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitr'i KristyVisites : 1657
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 21/01/2024 02:46