MBOLA MISY TSY MAHAFANTATRA (HANITRA NENTIN-DRAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia efa notoriana aza re ny lazany
Ka naely eran-tany ireo asa wwrthqyk vitany
Na mitahy isan’andro aza ka manampy izy
Mbola misy tsy mahafantatra ny anarany (2)

Na nanolotra ny ainy aza meqwx mba halatsaka
Na handatsaka ny rany mba ho fanavotana
Na mametraka tononkira.serasera.org tso-drano feno fiadanana
Mbola misy tsy mahafantatra ny anarany

Isan’andininy:
Tompo ô!
Aiza ianao?
Mbola misy tsy mahafantatra ny anarana jmfge (2)
Na midera mankalaza anao aza izao rehetra izao (2)
Ry Tompo ô aiza ianao;
Fa mitady anao izahay?

HND
AMBOHIPO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HANITRA NENTIN-DRAZANA
Vangy : 2485
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : naritsimba
Daty : 19/09/2006 13:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035