RAISO TOMPO ARY ZAKAO (Groupe MANRESE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Vavak’i Md Ignace)

Raiso Tompo ary zakao,
N’safidiko manontolo.
Raiso Tompo ary zakao,
Ny fitadidiako, ny saiko sy foko.
Raiso Tompo ary zakao,
Izay ananako rehetra.

Nomenao ahy ireo rehetra ireo
Ka averiko Aminao avokoa
Fa fanomezana avy aminao ry Ray
Ataovy izay tianao hanaovana azy.

Ny fitiavana Anao (ry Tompo) )
Fa ny fahasoavanao ) bis
No omena ahy, ry Tompo,
Omeo ahy fa ampy ho ahy izany,
Omeo ahy fa ampy ahy izany.
--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl ( 01/07/2017 13:35)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe MANRESE
Vangy : 1996
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gm10
Daty : 06/01/2015 14:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4066