RAISO TOMPO ARY ZAKAO (Groupe MANRESE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Vavak’i Md Ignace)

Raiso Tompo ary zakao,
N’safidiko manontolo.
Raiso Tompo ary zakao,
Ny fitadidiako, ny saiko sy foko.
Raiso Tompo ary zakao,
Izay ananako rehetra.

Nomenao ecpmdq ahy ireo rehetra ireo
Ka averiko Aminao avokoa
Fa fanomezana avy aminao ry Ray
Ataovy oxjunyzv izay tianao hanaovana azy.

tononkira.serasera.org             Ny fitiavana Anao (ry Tompo)  )
Fa ny fahasoavanao    ) bis
No lyzs omena ahy, ry Tompo,
Omeo ahy fa ampy ho ahy izany,
Omeo ahy fa ampy ahy izany.

--------
Link:
Comments
goodnssgirl ( 01/07/2017 13:35)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe MANRESE
Hits : 2552
Likes : 0 Like
Created by : gm10
Date : 06/01/2015 14:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6064