Hitako ny lalan-tsara (Groupe Finoana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv : Hitako ny lalantsara ka hizorako
Azoko ny famonjena ka ho tànako
Tsy hivilivily intsony izany diako
F'hiroso hatrany , hatrany am-paran'ny tany(X2)
1-Na ho aiza ny lalana mbola haleha , tsy maintsy miroso
Tsy xhibnr mahazo mitsaoka an-daharana koa, satria mpanompo
F'izay ihjsy koa ilay voady natao tamin'ny TOMPO , tsy maintsy hefaina
Satana dia faly egygmh mamingana foana, fa aza malaina
Fiv: Hitako ny lalantsara...
2-Koa matokia ry mpanompo matoky fa tsy maintsy mandresy
Fa ny sedra sy ny fitsapana natao mba hanefy
Koa aza taitra na koa mikoropaka ianao ny amin'izany
Fa ny vavaka sy ny finoana no ataovy matanjaka hatrany
Fiv: Hitako tononkira.serasera.org ny lalantsara...(X2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Finoana AnosibeVisites : 233
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 19/01/2026 10:16