Mitandrema (Groupe Feo mitaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Teny havoaka ny vavanao io ehh
    Teny havoaka ny vavanao io ehh
    No hilazana fa tsara taiza ianao
    No ilazana fa tsara taiza ianao io ehh

Ref: Mitandrema (x3)
       Tsy hitenenan-dratsy ny Tompo
       Mitandrema(x3)
       Ianao mpanompo
       Ouaye(ou ehh)(x4)

2. Ny hetsika hataon ‘ny vatanao wqrkculr io ehh
  acctyfvd   Fihetsika ataon’ny vatanao io ehh
    No hilazana fa kristiana ianao
    No hilazana fa kristiana ianao io ehh

Ref: Mitandrema (x3)
tononkira.serasera.org      bggz  Tsy hitenenan-dratsy ny Tompo
       Mitandrema(x3)
       Ianao mpanompo
       Ouaye(ou ehh)(x4)

Ouhhh mitandrema ehh ianao mpanompo
ouhhh
Fa zanany ianao

"Mitandrema " Groupe Feo mitaona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaona
Vangy : 125
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 16/06/2026 15:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2642