Mitandrema (Groupe Feo mitaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Teny havoaka ny vavanao io ehh
    Teny havoaka ny vavanao io ehh
    No hilazana fa tsara taiza ianao
    No ilazana fa tsara taiza ianao io ehh

Ref: Mitandrema (x3)
       Tsy hitenenan-dratsy ny Tompo
       Mitandrema(x3)
       Ianao mpanompo
       Ouaye(ou ehh)(x4)

2. Ny hetsika hataon ‘ny vatanao io ehh
    Fihetsika ataon’ny vatanao io ehh
    No hilazana fa kristiana ianao
    No hilazana fa kristiana ianao io ehh

Ref: Mitandrema (x3)
       Tsy hitenenan-dratsy ny Tompo
       Mitandrema(x3)
       Ianao mpanompo
       Ouaye(ou ehh)(x4)

Ouhhh mitandrema ehh ianao mpanompo
ouhhh
Fa zanany ianao

"Mitandrema " Groupe Feo mitaona
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Feo mitaona
Hits : 15
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 16/06/2026 15:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033