Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mbola miandry (Groupe FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
o ry sakaiza e!
ho aiza ianao e?
no dia efa dodona
sady maika toy izao
mba fantatrao ve?
lay Tomponao
nbola miantso
no sady miandry,miandry anao
tapaho anio
ny hevitrao
fa ny andraso sy ny ampitso anie qmmwdl tsy ho fantatatrao
dieny hphxdh izao ianao
raha sitrakao
raiso ny tanany
ka vonona ary ve ianao
raha toa ka manaiky anio
ny hanantona azy dia tadidio
vonona handray sy hamela anao tononkira.serasera.org anio ny Tompo
ny fahadisoana efa lasa tany
dia ho voafafa torak izany
fa jewgwk efa olom-baovao
anie izay ao an aminy
ho aiza ianao e?
no dia efa dodona
sady maika toy izao
mba fantatrao ve?
lay Tomponao
nbola miantso
no sady miandry,miandry anao
tapaho anio
ny hevitrao
fa ny andraso sy ny ampitso anie qmmwdl tsy ho fantatatrao
dieny hphxdh izao ianao
raha sitrakao
raiso ny tanany
ka vonona ary ve ianao
raha toa ka manaiky anio
ny hanantona azy dia tadidio
vonona handray sy hamela anao tononkira.serasera.org anio ny Tompo
ny fahadisoana efa lasa tany
dia ho voafafa torak izany
fa jewgwk efa olom-baovao
anie izay ao an aminy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe FAHAZAVANAVangy : 1370
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : elras
Daty : 25/02/2016 15:02
