Aza manahy (Groupe Apokalypsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny sainao akory
Na ny hevitrao tokoa
Tsy izay tianao re no atao
F’iza moa ilay niseho sy nisintona anao
Hanao sy sitraky ny Ray
Mba hahalala xlxag Azy izao
Aza miahy ny ho anareo
Amin’izao tontolo izao
Rainareo izay ybpvf any an-danitra
No araho
Tsy mba tsinjonao va
Ny vorona izay mpakato
Misidisidina eny foana no ataony
Tsy mamafy na mijinja
Tsy misaina ny ho ampitso
Manantena tononkira.serasera.org hatrany hatrany
Ny anjara tsy nandao
Diniho tsara ny eny an-antsaha
Vonikazo tsara be
Tena mampite-hizaha izy ireny
Tsy toy izany koa ve
Isika igjr eo ami’ny Ray
Aza miahiahy foana
Zay ho fitafianareo.
Na ny hevitrao tokoa
Tsy izay tianao re no atao
F’iza moa ilay niseho sy nisintona anao
Hanao sy sitraky ny Ray
Mba hahalala xlxag Azy izao
Aza miahy ny ho anareo
Amin’izao tontolo izao
Rainareo izay ybpvf any an-danitra
No araho
Tsy mba tsinjonao va
Ny vorona izay mpakato
Misidisidina eny foana no ataony
Tsy mamafy na mijinja
Tsy misaina ny ho ampitso
Manantena tononkira.serasera.org hatrany hatrany
Ny anjara tsy nandao
Diniho tsara ny eny an-antsaha
Vonikazo tsara be
Tena mampite-hizaha izy ireny
Tsy toy izany koa ve
Isika igjr eo ami’ny Ray
Aza miahiahy foana
Zay ho fitafianareo.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe ApokalypsyHits : 11
Likes : 0 Like
Created by : swinger
Date : 16/09/2026 19:54
