Ekeo (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Misy feo any lavitra izay manakoakoToa miantsoantso sy manambitamby
Re n´aiza n´aiza, miha-manakaiky
Valio ry sakaiza, meteza hanaiky
Refrain :
Ny herin´ny Tsitoha irery no hianteherana
Hahatanterahana an´izany rehetra izany
2. Misy lalana miakatra, lalan´ny fiainana
Toa hety dia hety, fa lalana marina
Mizotra mankany Kanàna vaovao
Ndeha isika ho any raha sitrakao
Refrain :
Jeso no lalana, fahamarinana, fiainana
Tsy misy mankany amin´ny Ray raha tsy amin'ny alalany
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Février 2022)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe évangéliste AZFVisites : 70
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Toavininosy
Date : 21/02/2026 21:51
