Ady (Green)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mitady izany filaminana ianao
Lavitr’ireo sorisory rehetra
Tsy ahita intsony izany fahoriana izany
Hitraka sy hisedra tsy ho resy intsony

Bridge:
Any an-danitra any angamba no misy an’izany
Aza manantena raha mbola eto an-tany

Ref
ADY LAVA IZAO!!
Tsy hanam-pitsaharana (ADY LAVA IZAO!!)
Tsisy hamindra fo aminao (ADY LAVA IZAO!!)
Ho lavitra ny lalana (ADY LAVA IZAO!!)
Aiza any aho re no hitalaho?


Fotoana maro no hiharetana aty
Tsy aharitra ela mba mitady ny soa
Akory anefa: hakiviana, ady hatrany
Fahamarinana tsy fantany intsony

Bridge:
Any an-danitra any angamba no misy an’izany
Aza manantena raha mbola eto an-tany

Ref
ADY LAVA IZAO!!
Tsy hanam-pitsaharana (ADY LAVA IZAO!!)
Tsisy hamindra fo aminao (ADY LAVA IZAO!!)
…………………
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Green
Vangy : 949
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : blahblah
Daty : 01/08/2019 21:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749